Artist: Mbolatiana
Lyrics of Artist: Mbolatiana
  1. [Lyric] Telo mianaka (Mbolatiana)

    Fifaliana vaovao any anatiko Ny mahita anao indray Mirana toa izay Ary tena tsapako Fa noraisinao tokoa Ilay fitiavana kely Feno tantely Dia notohizanao Fo madio indray izao Ny fiarahantsika, na dia efa vita aza Raisiko ao ampoko ao Fanajana ho ahy sy ho anao Izay vitantsika Fa tsy kilalao Tapitra, tsy hay lazaina fa eo...Learn More
    miscMbolatiana