Artist: Nanie
Lyrics of Artist: Nanie
  1. [Lyric] Ianao sy za (Nanie)

    Toa ho sarotra ho ahy ny haminavina Izany fiainana ry tiana Raha tsy ianao no teto anilako eo Raha tsy ianao no mba namako Toa ho sarotra ho ahy ny hahalala Raha toa tsy misy anao ry lala Hoe nanao ahoana ny tontolo raha moa niainana irery Ref: Tia anao loatra aho Ny fitiavanao manome hery Ny fitiavanao tsy manam-paharoa Tsy mila olon-kafa Fa...Learn More
    rbNanie