Song: Aza Hilaozanao
Artist:  Eric manana
Year: 2021
Viewed: 19 - Published at: 4 years ago

Aza hilaozanao e !
Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
’Ty valizinao miangavy, miangavy aho mba apetraho re
Dia mba meteza aloha
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho e !
Hanavotana
Ity fitiavana ’zay nandorondoro ahy
Milela-paladia e
Tena handohalihako iny !
Aza hilaozanao, aza hilaozanao

Fa moa ve mba fantatrao, fa tsinontsinona aho e
Raha tena ianao izao re no lasa midify ary ka mandao

( Eric manana )
www.ChordsAZ.com

TAGS :