Artist: Lalatiana
Lyrics of Artist: Lalatiana
  1. [Lyric] Avelao (Lalatiana)

    Aza lany andro miteny ahy Izaho tsy miova fa tia azy Fa sao lazainao vazivazy Tsy anio ihany fa ho doria Hoy ianao :" izy anie maditra Toa tsy misaina anao akory Ny alina izy tsy matory Fa dia milalao fitia" Avelao aho sy ny fitiavako hiara ho faty Fa na marina aza izay lazainao Tsy maninona f’aleoko ihany miaritra Anaty fitiavana lalina ka...Learn More
    rbLalatiana
  2. [Lyric] Ianao namako (Lalatiana)

    Tiako raha ianao,satriko ho toa anao Ny namako rehetra Tsotra sady tsara fo sy fanahy Toetran’olona maro, no tiako ho toy ny anao Mahay mifalifaly Ahay mandefitra koa... Sainga indrisy,sarotra izany Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo Soa fa nisy,namako iray Tokana ianao,tokana ianao Ny ahy ny tena tiako, mbola ho faniriako Ny hitiavana ahy Na...Learn More
    rbLalatiana
  3. [Lyric] Tsy anjarako ianao (Lalatiana)

    Toa misompatra ny lahatra nanao izay ihaonako aminao Naleoko mihitsy re tsy ary raha hijaly toy izao Marobe ireo efa hitako tsy nampiraika ahy akory Asa loatra fa ianao manjary tsy ahitako tory Aza ajery ahy intsony ireo masonao ireo Ataovy koa izay tsy andrenesako, andrenesako lay feo Lay feonao malefak’iny tsy ho azoko handrotsy ahy Fa vao...Learn More
    miscLalatiana
  4. [Lyric] Tia (Lalatiana)

    Raha maizina ny andronao Mila tanana hanrina ianao Izay mijery hihomehy anao Na hihodina tsy ahita izao Raha mahatsiaro irery ianao Fa nilaozan’ireo namanao Raha manavaka anao izy ireo Izay nilainy anao vita hatreo Fantatrao ihany Iray eto an-tany no tsy toy iznay Raha vao miantso ianao Dia hanantona aho Hanolotra fo... Tia anao...tena tia...Learn More
    rbLalatiana