Song: Tia
Artist:  Lalatiana
Year: 2021
Viewed: 27 - Published at: 7 years ago

Raha maizina ny andronao
Mila tanana hanrina ianao
Izay mijery hihomehy anao
Na hihodina tsy ahita izao

Raha mahatsiaro irery ianao
Fa nilaozan’ireo namanao
Raha manavaka anao izy ireo
Izay nilainy anao vita hatreo

Fantatrao ihany
Iray eto an-tany no tsy toy iznay
Raha vao miantso ianao
Dia hanantona aho
Hanolotra fo...

Tia anao...tena tia nao...
Mbola tia , tena tia anao...

( Lalatiana )
www.ChordsAZ.com

TAGS :